- Zoma 05 Oktobra 2018
Politique.Lisi-pifidianana mampiahiahy Hitarika krizy vaovao
Maro ny olona tao anaty lisi-pifidianana nifarana tamin’ny 15 aprily 2018 no tsy anaty anaty lisitra farany. Tsy mitovy ny isan' ny mpifidy anaty lisitra avoakan’ny CENI isaky ny distrika sy ny fitambaran'ny isa anaty isaky ny lisitry ny birao fandatsaham-bato anaty distrikika, ary misy elanelany be satria misy nesorina na nampiana be dia be, hoy depiote Hanitriniaina Razafimanantsoa tao anatin’ny tambajotran-tseraserany.
Hamaky ny tohiny
