Politique

Fiatombohan’ny fampielezan-kevitra Hafa raha samy hafa


  • Talata 09 Oktobra 2018

Hatramin’izay naha tany ny tany angamba dia sambany no nisy toy izao eto amintsika izao.

 

 

 

 

Marina fa samy nanao fampielezan-kevitra tamin’ireo faritra sy toerana nofidiany avy ihany ireo kandida 36 saingy ny mahatsikaiky sady mahatonga saina dia ny fisiana fampielezan-kevitra nitambarana tetsy Ambohijatovo tetsy omaly. Be no mety hametra-panontaniana hoe inona no tian’izy 21 mianadahy sy nahatonga solontena teny an-toerana ? Mety ho fahatsapana tokoa fa tsy lavorary ary mety hiteraka korontana ve ny fanatontosana fifidianana amin’ny 7 novambra sa tahotry ny tsy ho lany ? Ny valin-teny azo antoka aloha dia hoe tena tsy milamina ny tany matoa misy tranga hafa raha samy hafa toy izany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT