Politique

KMMR Moramanga Vonona hampandany 1er tour de vita ny kandida n°25


  • Talata 09 Oktobra 2018

Toy ny tany amin’ny faritra samihafa manerana ny nosy dia fiombonam-bavaka niraisana notontosaina tao amin’ny Tiko

 

 

 

Moramanga ho fangataham-pitahiana ho an’ny kandida filoham-pirenena Marc Ravalomanana n° 25  ihany koa no nanombohan’ny TIM sy KMMR Moramanga  niatrika ny  fampielezan-kevitra tany an-toerana tamin’ny alahady 7 oktobra 2018 lasa teo. Feno hipoka ny tranon’ny TIKO tany an-toerana ary samy vonombonona avokoa hiatrika ny fampandaniana 1er tour de vita an’i Dada Marc Ravalomanana amin’ny fifidianana hotontosaina ny 7 novambra ho avy izao satria samy efa resy lahatra fa izy ihany no afaka hanarina ny fiainan’ny Malagasy latsaka anaty lavaka mangitsoka ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT