Politique

Rivo Rakotovao « Aleo hifidy aloha isika ! »


  • Talata 23 Oktobra 2018

Naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny adihevitra nifanaovan’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI sy ireo kandida ho filoham-pirenena niseho ny zoma teo omaly ny filoham-panjakana,

 

 

Rivo Rakotovao, nandritry ny fanotronany kaongresy iray momba ny fitsaboana tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo. Efa nisy foana, hoy izy, ny resaka fa tokony hizotra any amin’ny fanarahan-dalàna isika. Tsy midika akory izany fa hanampin-tsofina amin’ny soso-kevitra sy ahiahy ny fanjakana. Iaraha-mahalala, hoy ny tenany, fa misy amin’ireny fangatahana ireny no tsy azo tontosaina anaty fotoana fohy. Lavitra ezaka ny hanova lalàmpanorenana ka aleo hifidy aloha ny vahoaka fa tsy izany no ialantsika amin’ny fanarahan-dalàna, hoy hatrany ny filoha Rivo Rakotovao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT