• Talata 23 Oktobra 2018
Politique.Manjakandriana, Anosibe an’Ala, Mahanoro,… Mahatoky an’i Dada ny vahoaka

I Manjakandriana no nanombohan’i Marc Ravalomanana ny fampielezan-kevitra omaly. Mahatoky sy mino aho fa tsy miova ny fifampitokisana eo amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Politique.Fandehanana mifidy Sahia mijoro sy mandray andraikitra

Amin’izao ankatoky ny fifidianana izao dia tsara ny mampahatsiahy fa zo sy adidy ny mifidy. Amin’ny maha zo azy dia ny olona voasazy ihany no tsy mahazo mifidy, na ny olona izay heverina fa tsy manana fahefana ara-tsaina hanao izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Politique.Fampielezan-kevitra Takon`ny fampiasam-bola

Tao anatin`ny herinandro roa nisian`ny fampielezan-kevitra, hita taratra fa ilana vola sy fitaovana goavana ny fandraisana anjara amin`ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2018
Politique.Hery Rakotomanana “Manaraka ny hevitry ny besinimaro ny CENI”

Taorian`ny adihevitra ny zoma lasa teo niarahana tamin`ireo kandidà 26 dia naneho ny heviny Atoa Hery Rakotomanana, filohan`ny CENI, mahakasika ny fehin-kevitra tapaka tamin`io andro io ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2018
Politique.Kandidà 26 Namoaka fehin-kevitra iombonana

Ny sasakalin`ny zoma hifoha sabotsy teo no niroso tamin`ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana izay napetrak’ireo kandidà niatrika ny fivoriambe niaraka tamin`ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana ( CENI) tetsy Nanisana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2018
Politique.Didier Ratsiraka Tsara toerana ho filohan’ny tetezamita vaovao ?

Re ny faran’ny herinandro teo fa ankoatra ilay fivorian’ireo vondrona kandida filoha sy ny CENI teny Nanisana dia nisy ihany koa ny

Hamaky ny tohiny
FTT