- Sabotsy 03 Novambra 2018
Politique.Mifampatoky i Dada sy ny vahoaka “1er tour” dia vita no tanjona
Mifampatoky ny kandidà laharana faha-25, Marc Ravalomanana sy ny vahoaka Malagasy fa rehefa lany ho filoham-pirenena izy dia fanamby ny hoe samy higoka ny tandrify azy ny sokajin’olona isan-tokony ka ho afaka amin’izao haizin-kitroka misy azy izao.
Hamaky ny tohiny
