• Zoma 02 Novambra 2018
Politique.Kandida manatobaka volabe Tokony hanokafana fanadihadiana, hoy ny VAMI

Efa ela izahay no niteny ny tsy fetezan’izao fifidianana izao, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika VAhoaka MIray (VAMI), Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Politique.Kandida manatobaka volabe Tokony hanokafana fanadihadiana, hoy ny VAMI

Efa ela izahay no niteny ny tsy fetezan’izao fifidianana izao, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika VAhoaka MIray (VAMI), Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Politique.JAMES RATSIMA “Ahemory ny fifidianana hisorohana ny ra latsaka”

Tsy reraka ny profesora James Ratsima filohan’ny fikambanana Asandratro ny fireneko namerimberina fa tokony hahemotra ny fifidianana filoham-pirenena hisorohana ny mety hisian’ny ra latsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Politique.Sefom-pokontany, olom-boafidy Efa ao anatin`ny lalàmpanorenana

Tafiditra ao anatin`ny fotoam-pifidianana ny firenena amin`izao fotoana izao ary maro ny lesoka amin`ny fikarakarana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Politique.Fanodinkodinana safidim-bahoaka Hampiverina ny hetsika toy ny tamin’ny 2002…

Tsy maniry loza fa ahiana ny korontana amin’ity fifidianana ity noho ny tsy fifampatokisana. Mikofokofoka manao fampielezan-kevitra ireo sokajiana ho kandida vaventy, raha toa ka efa nilaza ireo sokajiana ho kandida salantsalany fa tsy hanaiky izay voka-pifidianana eo, raha io lisi-pifidianana io no ampiasaina tsy misy fanadiovana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Politique.Fangaraharan’ny fifidianana Mipetraka ny arofanina, hoy i Rivo Rakotovao

Lavitra sy sarotra ny lalana nodiavina, betsaka ny manahirana, tiantsika ho vita izao daholo ary voavaha sy ho tanteraka avokoa ny hetahetan’ny tsirairay.

Hamaky ny tohiny
FTT