Politique

Filan-kevitry ny fampihavanana Malagasy Hamoaka hira faneva


  • Talata 06 Novambra 2018

Hivoaka ato ho ato ny hira fanevan’ny filan-kevitry ny fampihavanana Malagasy izay noforonin’ny filoha lefitr’íty rafitra ity, Gerard Raharimampionona.

 

Araka ny fanazavan’ny mpamorona moa dia efa vita ny fandraketana am-peo azy ity ary tsy ho ela ihany koa ny rakitsary. Tanjona ny hamerina ao am-pon’ny Malagasy indray ny soatoaviny, indrindra ny fihavanana, satria ny fiainana ihany, hoy izy no hampilamina eto. Izay no nahatonga ny lohatenin’ity hira ity hoe ‘’Antson’ny fihavanana”. Ireo bandikely manan-talentan’ny tohatohabaton’Antaninarenina sy Jess Flavi One ary Christian K moa no niara-mientana nivazo ity “antson’ny fihavanana” ity, hoy hatrany ny mpamorona ny hira.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT