• Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.Ravalomanana sy ny ekipany Tsy hanaiky lembenana

Rehefa nandeha ny fangatahana samihafa, dia namoaka ny voka-pifidianana isaky ny birao fandatsaham-bato ny CENI,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.Marc Ramiaranjatovo “Mety hifandrirotra ny samy mpifaninana”

Amin`izao fotoana izao dia eo am-piandrasana ny valim-pifidianana izay natao tamin`ny alarobia 7 novambra lasa teo ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.Raharaham-pirenena Manomboka ny don-tandroka

Ao anatin’ny vanim-potoana mafana ny tontolo politika noho ny voka-pifidianana no mandray fanapahan-kevitra izay tsy hitondra fitoniana ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.CENI Madagasikara Ahiana tsy hanao fihodinana faharoa

Na nanda ho tsy nandray volabe aza ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI dia sarotra ny hino fa tsy hisavovona ny dosie fitoriana ity rafitra ity hiakatra eny amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana mandra-pahatapitr’ireo 5 andro ahafahana mitory azy aorian’ny 20 novambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.Fangaraharan’ny voka-pifidianana Tsy nifanaraka amin`ny toky nomena

Fifidianana mangarahara sy eken'ny rehetra no novoizina fa hotanterahina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.Fifidianana tao amin’ny boriborintany fahefatra Nisy ny tsy fandriampahalemana, hoy ny delege

Anisan’ny boriborintany iray teto Antananarivo naharenesana endrika tsy fahatomombanam-pifidianana be indrindra ny teo anivon’ny boriborintany fahefatra.

Hamaky ny tohiny
FTT