• Talata 13 Novambra 2018
Politique.James Ratsima Misy mandrahona sahady saingy tsy hihemotra

Taorian’ny nivoahan’ny vaovao fa hitory ireo teratany Karana namatsy vola tamin’ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009 Atoa james Ratsima, filohan’ny fikambanana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2018
Politique.Gaby Vakiniadiana Nankahery ny filoha Rajaonarimampianina

“Rafotsibe kendam-boamanga, kendan’ny loza nasesiky ny tanany” ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko VAMI,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Mitarika amin’ireo toerana be mpifidy

Ny isan’ny mpifidy nandrotsa-bato ho an’ny kandida iray sy ny taham-pandraisana anjara no mamaritra ny fandresena amin’ity fifidianana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2018
Politique.Voka-pifidianan’ny CENI sy HCC Mety hifanipaka tanteraka

Miandry ny fahafenoan’ny valim-pifidianana avy amin’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI ny rehetra amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2018
Politique.Vahoaka Malagasy Hiaina amin`ny fampanantenana poakaty foana ?

Tsy misy tsy maniry ny fandehanan`ny fifidianana an-tsakany sy an-davany ao anatin`ny filaminana tanteraka mba hahatongavana amina filoham-pirenena vaovao lanim-bahoaka, lany amin`ny fifidianana tsy misy hala-bato,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2018
Politique.Olon-tsotra sy ny fifidianana Tokony hodiovina aloha ny lisi-pifidianana…

Ny tsy fahatomombanan’ny lisi-pifidianana no antony miteraka ireo karazan’olana sedraina misy eto amin’ny firenena ankehitriny taorian’ny fifidianana fihodinana voalohany, hoy i Dadafara Bera,

Hamaky ny tohiny
FTT