• Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Savorovorom-pifidianana Ahiana hivadika ady an-trano…

Ambony dia ambony ny risika hisian’ny fifandonana eto amin’ny firenena, ary tena kotrehina ny hisian’ny adim-poko. Hararaotina ny savorovorom-pifidianana havadika ady an-trano. Katsahina ampidirina ao anatin’io mazava ho ireo kandida roa efa nifanandrina tamin’ny taona 2009 ary mitana ny lohalaharana amin’izao fifidianana 2018 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Misy mikasa handoto hatrany

Be ireo fandotoana ny endriky ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, izay sady kandida ho filoham-pirenena farany teo ihany koa taloha sy tao anatin’ny fampihelezankevitra ary mandrak’ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Mafana ny toe-draharaha Manahy korontana ny Vondrona Eoropeanina

Namoaka fanambarana ny delegasionin’ny Vondrona Eoropeanina miandraikitra an’i Madagasikara sy Kaomoro omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Kandida nampiasa volabe Hosarontsaronana ny raharaha…

Voafatotry ny fisorohana ny rotaka politika ny fampiharan-dalàna eto Madagasikara, raha jerena amin’ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Fangaraharan’ny voka-pifidianana Tsy nifanaraka amin`ny toky nomena

Fifidianana mangarahara sy eken'ny rehetra no novoizina fa hotanterahina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Andian’olona nihazo ny CENI Rakotra mpitandro ny filaminana tetsy Alarobia

Nisy ireo andian’olona nifamory teny amin’ny Gymnase Ankorondrano omaly antoandro, ary samy nilaza ny zavatra hitany tamin’ny fizotran’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT