• Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Komitin’ny fampihavanana malagasy Nivoaka tamin’ny fahanginany

Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny dia nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ny avy eo anivon’ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.Dr Emile Ratefinanahary Tsy azo hihodivirana ny fihodinana faharoa

Nanao fanambarana sy fanehoan-kevitra momba ny toe-draharaham-pirenena, indrindra fa ny fifidianana filoham-pirenena ny Dr Emile Ratefinanahary, mpandrindra nasionalin’ny fikambanana OHT sady filoha nasionalin’ny antoko politika OHF.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.“1er tour dia vita” Tsy azo eritreretina intsony

Mitarazoka hatrany ny famoahana voka-pifidianana eo anivon`ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana (CENI).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.Loholona Amido « Fotoana tokony handravana ny CENI izao ! »

Efa tapitra iny ny fanangonana ny voka-pifidianana avy amin’ireo SRMV na ireo sampandraharaha misahana ny fikirakirana fifidianana 119 manerana ny nosy, hoy ny loholona voatendry tao amin’ny faritanin’Antsiranana, Amido.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.Rivo Rakotovao Ombay mitady

Tototry ny fanakianana mivaivay ankehitriny ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Politique.Boriborintany fahadimy Mitarika hatrany ny filoha Ravalomanana

Manangasanga tokoa ny fandresena ho an`ny antoko Tiako I Madagasikara. Manentana ny rehetra ho tony ny depioten`ny boriborintany fahadimy, Rasendramiadana Clarisse, sady nisaotra tamin`ireo mponina ao amin`ny boriborintany iadidiany.

Hamaky ny tohiny
FTT