• Zoma 16 Novambra 2018
Politique.Rajoelina sy ny MAPAR Fa mitady inona marina ?

Nametraka taratasy teny amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) omaly hariva ny Kandida Andry Rajoelina. Mangataka ny fampiatoana ny fikirakirana ny fifidianana ataon’ny CENI sy ny tsy hamoahana aloha ny valim-pifidianana izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Sahiran-tsaina amin’ny afitsok’ireo manodidina azy

Tsy misy voka-pifidianana ofisialy mivoaka akory dia efa misahotaka ny vondrona Mapar nanolotra an’i Andry Rajoelina, ka nisintaka tsy hanara-maso ny fikirakirana ny voka-pifidianana teny amin’ny CENI Alarobia nanomboka ny talata 13 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Fifidianana filoha Manana ny ambarany koa ny iraisam-pirenena

Mifantoka amin’ny voka-pifidianana sy ireo karazana tsy fahatomombanana maro samihafa manodidina izany ny adihevitry ny olom-pirenena etsy sy eroa tato anatin’ny herinandro izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.1er tour tsy vita Rajoelina sy Ravalomanana no hifampitady…

Mitarazoka hatrany ny famoahana voka-pifidianana eo anivon`ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana (CENI). Raha ny vaovao farany azo teo amin`ny voka-pifidianana dia elanelana kely no misy eo amin`ny kandidà mitondra ny laharana 13 sy 25 fa ny antoko HVM kosa dia miakatra hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Gerard Ramamimampionona - CFM « Ny omby miasa tsy maintsy misy mikapoka »

Anisan’ireo sampandraharaha iharana tsikera koa ankehitriny ny avy eo anivon’ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM manoloana ny tsy fetezan-java-mitranga eto amin’ny firenena, dia ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Politique.Boriborintany fahadimy Mitarika hatrany ny filoha Ravalomanana

Manangasanga tokoa ny fandresena ho an`ny antoko Tiako I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT