• Zoma 16 Novambra 2018
Politique.Valim-pifidianana Hivoaka amin’ny faran’ny herinandro

Raha ny vokatra voaray omaly alakamisy 15 novambra tamin’ny 5 ora hariva mahery 5 minitra, dia birao fandatsaham-bato 21201 / 24852 no namoahan’ny CENI voka-pifidianana, izay manome ny 85.31% amin’ny birao fandatsaham-bato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Politique.Fitakiana fanafoanana fifidianana Noraisin’ny CENI

Tonga nanatitra ny taratasy fitakian’izy ireo ny hanafoanana ny fifidianana izay nitranga ny 7 novambra teo tetsy amin’ny CENI Alarobia omaly ireo hery politika isan-karazany toy ny firaisankinan’ireo kandida sy fikambanana politika maro sy ireo mpanaradia azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Politique.Fanakorontanana ny fifidianana Misy paikady avo lenta ao ambadika ?

Mahalasa saina tanteraka ny zava-nitranga rehetra tao anatin’izao fotoam-pifidianana izao na ny nialoha na ny nandritra ary ny ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Politique.Ravalomanana sy Rajoelina Fihodianana faharoa hampangitakitaka

Hifampitady any anaty fifidianana filoha fihodinana faharoa i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, 9 taona aty aorian’ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009, rehefa tratry ny “ni…ni…” tamin’ny taona 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Politique.Habibiana nataon-dRajoelina tamin’ny taona 2009 Raiki-tapisaka amin’ny ankizy sy tanora niaina izany

Omaly alakamisy 15 novambra no nampahafantarina tetsy Ampasanimalo ny fisian’ny hetsika fampirantiana anehoan’ireo fikambanana maro miahy ny ankizy marefo hotanterahina ny 20 sy 21 Novambra ho avy izao.

FTT