• Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.Korontana eto amin’ ny firenena Tsy ampy ny fandraisana andraikitra…

Maro ireo olana nifanesy teto amin’ny firenena no nahatonga ny tsy fahamarinan-toerana teo amin’ny lafiny politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Manangana firenena demokratika miaraka amin’ny vahoaka

Tsy misy hahita tombontsoa amin’ny korontana. Nisy ireo tsy fahatomombanana tamin’ny lisi-pifidianana sy ny fifidianana tamin’ny ankapobeny, ary izany no mahatonga ny fitarainana sy fitoriana maro tonga eny amin’ny HCC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Azo hahintsana tsy ho kandida

Mason-tsivana azo hanintsanana kandida ny fanambarana ampahibemaso mivoy sy manakiana na manaratsy ny asan’ny rafi-panjakana na rafi-pitsarana miantsoroka ny fifidianana ary ny endrika fanerena azy amin’ny asany mialoha ny hamoahany ny vokatra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.Fitoriana eny amin’ny HCC “Misy fetrany ihany”, hoy i Emile Ratefinanahary

Sesilany ireo fanambarana maneho ny tsy fahatomombanana tamin’ny fiatrehana ny fihodinana voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.Fifidianana filoha Miantso fitoniana sy filaminana ny SADC

Nankasitraka ny famoahan’ny CENI ny voka-pifidianana vonjimaika ny 17 novambra teo ny SADC araka ny fanambarana nalefan’ity vondrona ity tamin’ny alalan’ny Sekretera mpanatanteraka Dr. Stergomena Lawrence Tax,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.Fifidianana eto Madagasikara Azo hatsaraina tsara, hoy ny teknisianina

Ho vahinin’ny fandaharana Teknisianina vokarin’ny onjam-peo Top Radio 102.8FM amin’ny 7 ora sy sasany Atoa Tahina Razafinjoelina, manampahaizana manokana eo amin’ny sehatry ny informatika.

Hamaky ny tohiny
FTT