• Talata 20 Novambra 2018
Politique.Rajoelina tia tena Mitady hanakorontana firenena indray

Nampitomboina ny isan’ny mpifidy dia zaraina ny vato ary mijanona eo amin’ny 40%, hoy i Andry Rajoelina, omaly. “Truqué” ny rindram-baiko na ny “logiciel”, ka izay zavatra ampidirina ao dia lainga no avoakany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Novambra 2018
Politique.HCC Tokony haneho fomba fiasa mangarahara

Ny asan`ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana dia voafaritry ny lalàmpanorenana, voafaritry ny didy hitsivolana mifehy azy tamin`ny taona 2001 dia ny HCC, indrindra voakasika ny lalàm-pifidianana 2018 -008 sy 2018-009.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Novambra 2018
Politique.Victor Manantsoa HFI “”Ny fihaonambem-pirenena ihany no vahaolana”

Nivoaka tamin’ny fahanginana omaly Atoa Manantsoa Victor mpikambana eo anivon’ny hetsiky ny fanorenana ifotony na ny HFI.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Novambra 2018
Politique.Noho ny fanonganam-panjakana 2009 Very 10 taona i Madagasikara

Very 10 taona i Madagasikara raha tarafina amin’ny tantara sy ny zavatra niainan’ny firenena nanomboka ny faramparan’ny taona 2008 nikotrehana fanonganam-panjakana. Ny fihodinana faharoa amin’izao fifidianana filoha ankehitriny izao dia tandindon’ny « ni…ni… » tamin’ny taona 2013 miampy ny fanjakana Rajaonarimampianina, saingy miverina amin’ny tany aloha isika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2018
Politique.CENI Madagascar “Tsy nitanila izany izahay”

Navoakan’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ny sabotsy 17 novambra 2018 teo teny amin’ny foibeny Alarobia ny voka-pifidianana vonjimaika mifandraika amin’ny fifidianana filoham-pirenena natao tamin’ny alarobia 7 novambra 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2018
Politique.Ravalomanana ho Filohan’ny Malagasy Misokatra amin’ny rehetra hatrany

Nahazo salan’isa 35, 29% ny kandida Marc Ravalomanana. Io no vokatra vonjimaika navoakan'ny Ceni Madagascar. Isaorana isika vahoaka nametraka fitokisana tamin'i Dada, hoy ny hafatra nataony.

Hamaky ny tohiny
FTT