• Alakamisy 22 Novambra 2018
Politique.Jean Nirina HAFARI “Maika ny fanaovana ny fifanarahana ara-politika …”

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny Rafanomezantsoa Jean Nirina, filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2018
Politique.Ampasikely Ambatondrazaka Mbola tian’ny olona ny kandida n° 25

Na dia nanaovana fitaovana politika aza ny fiangonana Ekar sy Fjkm tany Ampasikely Ambatondrazaka ka nomena simenitra tamin’ny alahadin’ny faradoboka dia tsy niova ny fitiavan’ny olona ny Tiako i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.Noho ny fanonganam-panjakana 2009 Very 10 taona i Madagasikara

Very 10 taona i Madagasikara raha tarafina amin’ny tantara sy ny zavatra niainan’ny firenena nanomboka ny faramparan’ny taona 2008 nikotrehana fanonganam-panjakana. Ny fihodinana faharoa amin’izao fifidianana filoha ankehitriny izao dia tandindon’ny « ni…ni… »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.Jean Max Rakotomamonjy Mila ny minisitry ny vola eny Tsimbazaza anio

Andrasana ny fandalovan’ny minisitra misahana ny vola sy ny tetibola, Vonintsalama Andriambololona eo anivon’ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.KMF-CNOE Tsy ampy ny fanabeazana tamin'ny fifidianana

Anisan'ny voasokajy ho ambany ny taham-pahavitrihana tamin'ity fifidianana ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Politique.Ravalomanana sy ny ekipany Nametraka fitoriana 150 isa

Tonga nametraka ny fitoriana samihafa mifandraika amin’ny fifidianana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ny “Legal team” na ireo vondrona mpahay lalàna akaiky ny kandida laharana-25 Marc Ravalomanana omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT