• Alakamisy 22 Novambra 2018
Politique.Tetibolam-panjakana 2019 eny Tsimbazaza Hanomboka anio alakamisy ny asam-baomiera

Tsy nety handinika ny volavolan-dalàna mirakitra ny LFI 2019 “Tetibolam-panjakana” hampiasaina amin’ny taona ho avy ireo solombavambahoakan’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2018
Politique.Fitondrana malagasy misambadidaka ankehitriny Hanahirana izay filoham-pirenena vaovao eo

Firenena tan-dalàna sy fitondrana tsara tantana raha fehezina no tena tanjona napetrak’ireo mpitondra fanjakana rehetra teto Madagasikara sady fototr’ireo vina ankapoben’ireo kandida ho filoham-pirenena rehetra teo ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2018
Politique.Nampiseho fahendrena ny KMMR “Ndao hiroso amin’ny fihodinana faharoa”

Nandray fanapahan-kevitra goavana dia ny fisintonana ny fitarainana sy fitoriana rehetra napetrak'izy ireo teny amin'ny HCC nahatratra 208 ny Kandida Marc Ravalomanana sy ny mpiara-dia aminy omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2018
Politique.Ravalomanana tena akaikin’ny Malagasy Sesilany ny fanambarana hanohana azy

Tsy nisy hatak'andro lava na niandry toromarika avy atsy na aroa ireo Ben'ny Tanàna maro ao anatin'ny distrikan'i Manakara fa avy hatrany dia nanapa-kevitra tsy ampihambahambana hanohana ny Kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2018
Politique.Voka-pifidianana ofisialy Hivoaka amin’ny 28 novambra

Fitoriana mahakasika fanafoanana voka-pifidianana amin`ny birao fandatsaham-bato noho ny fisiana fandikan-dalàna fampitahana an-tsoratra rehetra manerana ny nosy, fangatahana fanaraha-maso ny fitaovana fikirakirana voka-pifidianana teo anivon`ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI)…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2018
Politique.Kohen Rivolala Mila an-dRavalomanana ny firenena

Antony tsy nahafahan’i Kohen Rivo Lala Ctic Ctac Do ho an’i Madagasikara na ny CCDM nilatsaka hofidiana ho filoham-pirenena ny tsy mbola nivoahan’ny taratasy “récépissé legal”an’ny antoko Politika CCDM izay tarihany, raha ny fanehoan-kevitr’i Kohen Rivolala.

Hamaky ny tohiny
FTT