- Zoma 23 Novambra 2018
Politique.Filohan’ny CENI “Mangarahara ny logiciel ary tsy nangala-bato izahay”
Maro ny fanakianana niantefa tamin’ny CENI tamin’ny fikarakarana ny fifidianana tamin’ny alarobia 7 novambra kasa teo.
Hamaky ny tohinyMaro ny fanakianana niantefa tamin’ny CENI tamin’ny fikarakarana ny fifidianana tamin’ny alarobia 7 novambra kasa teo.
Hamaky ny tohinyEfa niaraha-nahita ny fomba fijerin’ny sehatra iraisam-pirenena tamin’ny alalan’ny SADC, COI, Vondrona Eoropeanina,…
Hamaky ny tohinyFandaharana iray nentina nampahafantarana ny fiaraha-miasan`ny Fondation Friedrich-Ebert-Stiftung (FES) sy ny parlemantera Malagasy ny namoahana tahirin-kevitra iray mahakasika ny tantaran`ny parlemantera Malagasy.
Hamaky ny tohinyNiharan’ny fisavana faobe ny fonenan’ilay mpandraharaha Mbola Rajaonah izay lasa mpiara-miasa akaiky amin’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, omaly tontolo.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ny eo anivon’ny fandrindrana ankapobeny ny fampielezan-kevitry ny kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana, izay tarihin’Atoa Serge Zafimahova omaly eo anatrehan’ny toe-draharaham-pirenena amin’izao.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin`ny fahanginany i Jean Ravelonarivo, kandidà filoham-pirenena farany teo. Nahita tsy fahatomombanana tamin`ny fifidianana ny tenany saingy tsy atao hihemorana izany, hoy izy.
Hamaky ny tohiny