• Alakamisy 06 Desambra 2018
Politique.Serge Zafimahova “Tanjonay ny hahazo 55% amin’ny fihodinana faharoa”

Mitaky ny fandraisan’andraikitra feno avy amin’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ny kandida Marc Ravalomanana sy ny ekipany mba tsy hiverenan’ny halabato sy kolikoly isan-karazany intsony amin’ny fihodinana faharoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2018
Politique.Fikirakirana voka-pifidianana Nosedraina ny rindram-baikon`ny CENI

Nanomboka omaly ary mitohy anio ny fisedrana ny rindram-baiko hikirakirana ireo voka-pifidianana amin`ny fihodinana faharoa eo anivon`ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2018
Politique.Ampasikely Ambatondrazaka Hatramin’ny raharaham-piangonana avy no hatakalo propagandy

May volon-tratra ny mpomba ny kandida n° 13 any Ampasikely Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Mipongatra ny dosie maloto

Tsy fanaratsiana na fanenjehana fa maro ny dosie maloto mahakasika ny kandida Andry Rajoelina amin’izao fotoana izao ary tsy zavatra foromporonina fa tena misy, saingy ny fitsarana mahefa amin’ny alalan’ny Fitsarana ambony na ny HCJ no manana ny teny farany sy ny fahefana feno ny amin’ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Politique.Antoko ABA Tsy manohana an’i Andry Rajoelina izany

Manoloana ny vaovao tsy marina miely any anaty tambajotran-tserasera Facebook izay milaza fa manohana ny kandida laharana faha-13,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Politique.Fihodinana faharoa Mila mivonona ny rehetra

Hiditra amin`ny andro faharoa amin’ny fampielezan-kevitra amin`ny fihodinana faharoa isika anio.

Hamaky ny tohiny
FTT