- Alakamisy 13 Desambra 2018
Politique.Krizy aorian`ny fifidianana Volena ao anaty sain`ny Malagasy ?
Lasa resabe ary volena ao anaty sain’ny Malagasy mihitsy fa hisy olana aorian’ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyLasa resabe ary volena ao anaty sain’ny Malagasy mihitsy fa hisy olana aorian’ny fifidianana.
Hamaky ny tohiny6 andro sisa dia ho tonga ny datin’ny 19 desambra. Fotoana farany hanapahan’ny vahoaka Malagasy ny tena tiany hitondra azy.
Hamaky ny tohinyEfa niteny foana izahay, hoy ny mpanao politika, Joseph Yollande, fa tokony handeha mialoha ny fifidianana ny fanorenana ifotony.
Hamaky ny tohinyTany amin’iny ilany Atsimo Atsinanan’ny Nosy sy Vatovavy Fitovinany sy Menabe toa an’i Vohipeno, Farafangana, Manakara, Morondava no nanatanterahan’i Marc Ravalomanana fampielezan-kevitra omaly.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny fandanian-drora any anaty haino aman-jery, dia naparitaka nanomboka omaly indray ny trakta sy ny afisy natao hampiroaroa saim-bahoaka sy hanakiviana azy hankahala an-dRavalomanana.
Hamaky ny tohinyRaran’ny lalàna tsy afaka manao fampielezan-kevitra ny olom-panjakana ambony voatendry tamin’ny alalan’ny didim-panjakana, tahaka ny minisitra sy tompon’andraiki-panjakana ambony samihafa.
Hamaky ny tohiny