• Zoma 14 Desambra 2018
Politique.Imbiky Herilaza “Tokony hampiseho ny roa tonta fa mendrika hitantana firenena”

“Tsara ny fanapahana nataon`ny CENI tamin`ny adihevitra amin`ny haino anan-jerim-panjakana satria misandrahaka manerana ny nosy sady ilain`ny vahoaka Malagasy ny fampafantarana ny vina sy programanasan`ny kandidà”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Politique.Madagasikara Mila filoha matotra

Mila filoha matotra sy voky traikefa i Madagasikara satria efa tena latsaka an-katerena ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Politique.Fijerena ny lisi-pifidianana Maro ireo olona tonga eny amin’ny fokontany

Afaka herinandro sisa dia hiatrika ny fifidianana fihodinana faharoa amin’izay ho filoham-pirenena hitantana an’i Madagasikara isika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Politique.Vahoakan’ny Boriborintany faha-6 teny Ambodihady Nihaino ny toromarika avy amin’i Dada nentin’i Neny

Rakotra vahoaka tao Ambodihady Ambohimanarina (Rizerie Nenitoa Viky) omaly alakamisy 13 desambra 2018 nihaino sy nitafa tamin’i Neny Lalao Ravalomanana izay nisolotena ny Kandida n°25 ary notronin’ny depiote TIM 6è, Rasoanoromalala Horace,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Politique.Miketrika ny mpangala-bato Mila fahamailoana goavana

Tsy kely lalana ny ratsy ary tena misy ny kajikajy maloto amin’ny fifidianana ka mila fahamailoana goavana. Mila mailo ny rehetra amin’ny fanaraha-maso ny latsa-bato, ny fanisam-bato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2018
Politique.Mpivoy ny fanorenana ifotony Miantso ny tia tanindrazana hivory eny Ivato

Efa niteny foana izahay, hoy ny mpanao politika, Joseph Yollande, fa tokony handeha mialoha ny fifidianana ny fanorenana ifotony.

Hamaky ny tohiny
FTT