- Zoma 14 Desambra 2018
Politique.Manandafy Rakotonirina « Tena fanonganam-panjakana ny tamin’ny 2009»
Matotra kokoa sy azo ianteherana ny manodidina an’i Marc Ravalomanana noho ny an-dRajoelina satria fantatry ny olona ny nataon’ireo nandritra ny tetezamita, hoy ny filoha nasionalin’ny MFM Manandafy Rakotonirina omaly.
Hamaky ny tohiny
