- Sabotsy 15 Desambra 2018
Politique.Fanohanana maro be an’i Dada Efa mariky ny fandresena…
Tsy mbola nisy fientanam-po sy fanohanana tahaka ity ao amin’ny K25 ity hatramin’izay. Resy lahatra ny olona rehefa tena nandinika tsara amin’ny saina tony sy mahita ny zava-misy sy ny fomba fanaon’ny mpanao politika sasany.
Hamaky ny tohiny
