- Alarobia 26 Desambra 2018
Politique.Fifidianana filoha Mibaribary ny hosoka sy hala-bato
Mangataka ny hampitsaharana ny famoahana valim-pifidianana ataon'ny CENI izay azo sokajiana ho fanakorontanana ny saim-bahoaka ny kandida Marc Ravalomanana sy ny K25 amin’izao fotoana izao satria tsy marina io ary tsy mifanandrify amin'ny zava-misy marina, raha ny fanamarihany.
Hamaky ny tohiny