• Alakamisy 27 Desambra 2018
Politique.Valim-pifidianana avoakan’ny CENI Niainga tamin’ny hosoka sy halatra

Mitohy ny fampitahana PV sy ny fisavana ireo antontan-taratasy hafa nampiasaina nandritra ny fifidianana farany teo eny amin'ny CENI. Ny tsy fahatomombanana hita mandritra izany dia tsy azon'ny CENI andraisana fepetra hanovany ny vokatra vonjimaika nokirakirainy fa kosa azon'ireo kandida entina hanamafisana ny fitoriana hapetrak'izy ireo eny amin'ny HCC, hoy ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Politique.Filohan’ny CENI Hery Rakotomanana Nahoana no tsy andrenesam-peo firy intsony ?

Niala tamin’ny fampandaniana ny lalàmpanorenana petatoko tamin’ny taona 2010 nampanaovina azy ny Filohan’ny CENI ankehitriny Hery Rakotomanana, dia tratry ny kiana samihafa indray ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Politique.Hary Razafindrazaka “Ataovy lany amin’ny fahamarinana ny filoham-pirenena vaovao !”

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny filoha lefitry ny antoko Leader Fanilo, Elatra Jean Max Rakotomamonjy, misahana ny faritanin’Antananarivo, Hary Razafindrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Politique.Fanoherana ny Hala-bato Eny amin’ny kianjan’ny 13 mey ny fotoana

Voaporofo izao fa tena nisy tokoa ny fanodinkodinana ny voka-pifidianana, halatra ary hosoka niniana natao tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa notanterahana ny 19 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Politique.Rajoelina sy ny fanonganam-panjakana 2009 Tsy hahazo rirany mihitsy amin’ny mpamatsy vola

Tsy azo fafana ny habibiana vitan’i Andry Rajoelina teto amin’ny firenena tamin’ny famotehana nataony tamin’ny taona 2009. Tsy vitan’ny potika sy rava ny orinasa Malagasy maro namelona fianakaviana an’aliny fa nanao tari-dositra ihany koa ny mpamatsy vola tamin’ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Politique.Pr James Ratsima Mbola hanao ampamoaka maro momba ny hala-bato

Tsy hanaiky ny profesora James Ratsima mpanohana ny kandida Marc Ravalomanana fa tsy maintsy hamoaka ny marina rehetra mikasika ny hala-bato niseho nandritra ny fifidianana fihodinana faharoa mba tena hisehoan’ny marina.

Hamaky ny tohiny
FTT