• Alakamisy 27 Desambra 2018
Politique.Ambina bileta tokana Nisy nampiasaina tamin’ny hala-bato ?

Anisan’ny notakian’ny K25 ny fanamarinana ny bileta rehetra nampiasaina sy ny ambiny tamin’ny birao fandatsaham-bato. Banga eo amin’ny 25 ka hatramin’ny 50 eo hatrany ny ambina bileta isaky ny birao fandatsaham-bato nohamarinina, raha ny nambaran’i Faniry Ernaivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Politique.CENI Madagascar Hamoaka ny voka-pifidianana vonjimaika rahampitso

Vokatra 90% mahery avy amin`ny biraom-pifidianana manerana ny nosy no efa namoahan`ny vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifiidianana (CENI) ny fironana ary efa nahavoaray 100% ny tatitra an-tsoratra ihany koa ny SRMV

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Politique.CENI Madagascar Manasa ireo kandida ho filoham-pirenena hiatrika ny fampitahana

Nanao antso avo ireo kandida ho filoham-pirenena niatrika ny fiodinana faharoa ny alatsinainy teo ny avy eo anivon’ny CENI mba hiatrika fampitahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Politique.Fampitahana ny voka-pifidianana Tokony tohizana, hoy ny CFM

Nety, hoy ny fanazavan’ny filoha lefitry ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy na CFM, Gerard Ramamimampionona, ny fihetsiky ny mpanaradia ny kandida laharana faha 25 raha

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Politique.Fikambanana RPSH “Tokony manao velirano an-tsoratra izay filoha lany eo “

Naneho ny heviny mahakasika ny fiainam-pirenena ny fikambanana RPSH (Rassemblement pour la Solidarite Humaine) ka nilazany fa samy tsara avokoa ny vinan`ireo kandidà roa nifaninana tamin`ny fihodinana faharoa fa saingy ny manahirana ny vahoaka dia ny fanatanterahana azy ieo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Politique.Hentitra i Dada « Hijoro hatramin’ny farany isika »

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Krismasy, tena faly aho satria nahatratra ity androm-pamonjena ity mariky ny fitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao ka nanomezany ny zanany hamonjy antsika mba tsy hisy ho very izay mino azy,

Hamaky ny tohiny
FTT