• Zoma 28 Desambra 2018
Politique.Governemanta Malagasy Miala sasatra ?

Miatrika kihon-dalana lehibe ny firenena ankehitriny kanefa fantatra fa miala sasatra ny governemanta Malagasy. Andraikitra voalohany sahaniny anefa ny fanomanana sy fikarakarana fifidianana mangarahara, milamina ary eken`ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Politique.Hosoka tamin’ny fifidianana Mbola sahy manadio tena ihany ny CENI

Nandritra ny fanambarana tamin’ny fomba ofisialy ny voka-pifidianana filoham-pirenena vonjimaika omaly no nanambaran’ny filohan’ny CENI Hery Rakotomanana fa tsy nanana solotena teny amin’ny biraom-pifidianana rehetra ny CENI, satria tsy tondroin’ny lalàna sy maintsy hanao izany izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Politique.Fifidianana tsy ara-drariny Miandry izay hevitry ny FFKM ny rehetra

Mitebiteby fatratra ny vahoaka ary raha izao no mitohy, ahiana hikorontana ny samy Malagasy ka fotoana hiantsoana ny raiamandreny am-panahy toy ny FFKM ny vanim-potoana toy izao, hoy ny resaky ny olom-pirenena etsy sy eroa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Politique.Fifidianana filoha Ravalomanana no mpandresy…

Mipoitra ny porofo samihafa mampiseho ny hosoka sy halatra nokotrehin-dRajoelina ny hahazoana fahefana. Raha lalao madio sy tsy nisy halatra io, mazava ny lalan’i Marc Ravalomanana hahazo indray ny toeran’ny filoham-pirenena rehefa nosomparana tamin’ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Politique.Randriamarolaza Louis-Paul Tokony hampiseho fahendrena ireo kandida mianaka

Manoloana ny savorovoron-tsaina mahazo ny Malagasy maro eo am-piandrasana ny voka-pifidianana fihodinana faharoa notontosaina teo amintsika dia nivoaka tamin’ny fahanginany Atoa Randriamarolaza Louis-Paul filoha nasionalin’ny antoko Grad Iloafo ka nanambara fa tokony hampiseho fahendrena ireo kandida mianaka manoloana ny zava-misy ka hahay hifanaraka tsara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Nitokana tobin’ny zandary tany Toamasina

Nanomboka omaly dia lasa toby “jeneraly Randrianazara” ny toby misy ny fari-piadidian’ny zandarimarim-pirenena Toamasina ao Analakininina Hopitaly be izay toby “pointe Tanio” teo aloha.

Hamaky ny tohiny
FTT