- Alarobia 02 Janoary 2019
Politique.Toe-draharaham-pirenena Hafana ny taona 2019
Mitohy amin’izao taona 2019 izao ny tarazan’ny 2018, raha ny politika sy ny raharaham-pirenena no zohiana.
Hamaky ny tohinyMitohy amin’izao taona 2019 izao ny tarazan’ny 2018, raha ny politika sy ny raharaham-pirenena no zohiana.
Hamaky ny tohinyMaika ny hanala ny zioga nitambesatra teo an-tsorony dia ny vokatry ny fifidianana kitoatoa nokarakarainy ny CENI, raha ny fihetsiny nihazakazaka namoaka voka-pifidianana ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyEfa hatramin’ny volana oktobra, nialoha ny handehanan’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany no efa nanakiana mafy ny lisi-pifidianana ireo nitaky ny fangaraharahan’ny fifidianana rehetra, indrindra ry zareo avy eo anivon’ny firaisankinan’ireo kandida.
Hamaky ny tohinyMandray anjara feno ary mankasitraka ny fitakiana ny rariny sy hitsiny handresena ny hosoka sy ny kolikoly tamin’ny fifidianana ny Tanora Mandray Andraikitra (TMA), tarihin’i Tsiry Andriamihantasoa,
Hamaky ny tohinyHo fampiharana ny fanapahan-kevitra nivoaka teo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na HCC tamin’ny fihodinana voalohan’ny fifidianana filoham-pirenena dia tsy
Hamaky ny tohinyFahombiazana tanteraka ny hetsiky ny 13 mey nijoroan’ny vahoaka hiady amin’ny hosoka sy kolikoly tamin’ny fifidianana, ary tsy arakaraka ny fanatsatsoana ninian’ny sasany naely fa hisy fanakorontanana ary hiteraka ra mandriaka sy faty olona mihitsy, fa dia nilamina ny rehetra.
Hamaky ny tohiny