- Alakamisy 03 Janoary 2019
Politique.Kianjan’ny 13 mey Nitifitra tamin’ny bala fingotra ny Emmo reg
Henjankenjam-pihetsika ireo mpitandro ny filaminana (emmo reg) teny amin’ny kianjan’ny 13 mey omaly. Totoafo ny daroka baomba mandatsa-dranomaso, nanomboka ny maraina ka hatramin’ny 4 ora tolakandro.
Hamaky ny tohiny