- Alarobia 02 Janoary 2019
Politique.Kianjan’ny 13 Mey Ho rakotra vahoaka anio…
Andro faharoa ho an’ny taona 2019 ity alarobia 2 janoary ity, ary faharoa ihany koa amin’ny hetsika hiarovana ny safidim-bahoaka noho ny hosoka sy halatra tamin’ny fifidianana. Tamin’ny sabotsy 29 desambra 2018 teo no nanombohany.
Hamaky ny tohiny
