• Alakamisy 03 Janoary 2019
Politique.Antoko TVM Ny HCC no tompon’ny teny farany

Samy nanana ahiahy mikasika ny fifidianana daholo ny rehetra hatramin’ny fihodinana voalohan’ny fifidianana ho filoham-pirenena, hoy ny filohan’ny antoko Tolon’ny Vahoaka Malagasy (TVM), Olivier Vaovolo Razafindratoho,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2019
Politique.Nafana ny hetsiky ny 13 mey Lakrimozenina an-jatony no nirefotra

Daroka baomba mandatsa-dranomaso efa ho an-jatony no nasetrin’ny mpitandro ny filaminana maro be nirongo fiadiana ny vahoaka tetsy amin’ny Kianjan’ny 13 mey Analakely omaly alarobia 2 janoary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2019
Politique.Fifidianana filoham-pirenena 2018 Miha miseho ny vokatry ny fanomanana kitoatoa

Miha miseho ary mitombo isan’andro ny voka-dratsin’ny hamafisan-dohan’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI, raha ny fivoaran’ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2019
Politique.Marc Ravalomanana Terena ho resy tsotr’izao…

Ny marina marina ihany, ary izay no takian’ny kandida Marc Ravalomanana sy ny mpiara-dia aminy manoloana ny hosoka sy halatra bevava tamin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2019
Politique.Madagasikara Miatrika ady ara-politika sy ara-toekarena

Nandritra ny fitondrana Ravalomanana (2002 – 2009) no nisy fientanan’ny toekarena tsara indrindra teto Madagasikara. Efa nahatratra 7,1% ny fitomboan’ny harinkarena raha toa ka 6% mahery kely ny salanisa ho an’ny kaontinanta Afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2019
Politique.Malagasy monina any Frantsa sy Eoropa Miray hina amin’ny mpiray tanindrazana mitaky ny fahamarinana

Naneho ny heviny manoloana ny toe-draharaham-pirenena misy eto Madagasikara ankehitriny ireo teratany Malagasy monina any Frantsa sy Eoropa mivondrona eo anivon’ny fikambanana AIFM, tarihin-dRtoa Francine Ranaivo.

Hamaky ny tohiny
FTT