Politique

Hery Rajaonarimampianina Miandrandra fitoniana ho an`ny Malagasy


  • Alarobia 02 Janoary 2019

Nitondra firariantsoa ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianiana, ho an`ny vahoaka Malagasy.

 

 

Aoka ny taona 2019 dia ho androm-pamohazana, taom-pisandratana ho antsika Malagasy ka ny isam-batan`olona sy isan-tokantrano ho tojo fahasoavana sy fahombiazana, hoy i Hery Rajaonarimampianina. Mirary taona vaovao hitondra fitoniana sy fandrosoana ho an`ny vahoaka Malagasy ny filoham-pirenena teo aloha ity ka ho tojo fisandratana maharitra. Ny taona 2018 dia nisehoana zavatra betsaka,  toy ny fifidianana filoham-pirenena izay hitondra ny firenentsika. Nampiavaka azy ny fametraham-pialan`i Hery Rajaonarimampianina noho izy ho kandidà filoham-pirenena. Ny lalàna dia nametra lamina sy dingana hirosoana amin`ny fifidianana fa tsy maintsy mametra-pialana ny tenany. Ny 7 septambra lasa teo izy no nametrahany izany. Mila hajaina tokoa ny lalàna ka mendrika alaiana tahaka izany satria tsy misy olona ambonin`ny lalàna.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT