Politique

Hetsiky ny vato fotsy Nametraka fangatahana teny amin’ny HCC koa


  • Alarobia 02 Janoary 2019

Ny tolakandron’ny alatsinainy 31 desambra 2018 teo no tafapetraka teo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na HCC ny fangatahan-dry zareo avy eo anivon’ny hetsiky ny vato fotsy.

 

 Araka ny fanazavan’ny mpitarika ny hetsika, Faniry Razafimanatany, dia ny fanafoanana ny fifidianana ho filohan’ny repoblika hatramin’ny 7 novambra 2018 mihitsy no takian’izy ireo. Hatrany am-boalohany no efa hita fa maro ary hihamaro hatrany ireo tsy fahatomombanana satria dia na ny daty tokony handatsaham-bato, izay tsy tokony ho ao anaty fahavaratra fotsiny aza dia efa tsy voahaja. Ny fanavaozana ifotony ny fikarakarana manontolo mihitsy, araka izany, no andrasan’ity hetsika ity.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT