Politique

Antoko TVM Ny HCC no tompon’ny teny farany


  • Alakamisy 03 Janoary 2019

Samy nanana ahiahy mikasika ny fifidianana daholo ny rehetra hatramin’ny fihodinana voalohan’ny fifidianana ho filoham-pirenena, hoy ny filohan’ny antoko Tolon’ny Vahoaka Malagasy (TVM), Olivier Vaovolo Razafindratoho,

 

 

 raha naneho ny fahitany ny tolona mitranga etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey ankehitriny. Ny HCC anefa no tompon’ny teny farany. Izy no masi-mandindy. Toy ny tany Kenia izao nofoanana. Ny tany Centrafrique koa. Ny tany Congo, nisy faritra sasantsasany nofoanana ny valim-pifidianana. Ho ahy manokana, hoy hatrany ny tenany, dia aoka isika samy hiandry am-pitoniana izay valiny avoakan’ny HCC eo.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT