• Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Betsaka ny tandrevaky ny CENI

Nanao fanambarana niaraka tetsy Antanimena omaly zoma 04 janoary ny KMF CNOE fanabeazana olom-pirenena, ny liberty 32 ary ny “justice et paix”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Betsaka ny tandrevaky ny CENI

Nanao fanambarana niaraka tetsy Antanimena omaly zoma 04 janoary ny KMF CNOE fanabeazana olom-pirenena, ny liberty 32 ary ny “justice et paix”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Komitin’ny fampihavanana Malagasy “Tsy mifamono izany ny Malagasy”

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny dia nanome hafatra amin’ny maha raiamandreny azy ny avy eo anivon’ny komitin’ny fampihavanana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Pr James Ratsima “Tsy maninona raha ny filazana ny marina no hahafaty..”

Naneho ny heviny mikasika ny fitorian’ny primatiora azy fito mianadahy mitaky ny fahamarinana mikasika ny fifidianana omaly ny profesora James Ratsima, filohan’ny fikambanana Asandratro ny fireneko.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Demokrasia eto Madagasikara Tandindonin-doza …

« Omeko, tsy omeko » ! Izany no tsikaritra nandritra ny hetsika fitakiana ny rariny sy ny marina nandritra ny hetsika etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2019
Politique.Mpikamban’ny HCC Misy mandrahona ho faty ?

Maro be ny fitoriana napetraka eny amin’ny HCC. Ny votoatin’izay voasoratra ao anatiny anefa no zava-dehibe. Raha izaho mpisolovava ity aza no nanao an’io, dia « requête » iray monja kanefa mafonja no napetraka tao, hoy ny mpisolovava Hanitra Razafimanantsoa.

Hamaky ny tohiny
FTT