• Alakamisy 10 Janoary 2019
Politique.Jean Jacques Ratsietison « Tokony handray andraikitra i Rivo Rakotovao »

Tontosa ratsy ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny voka-pifidianana ho filoham-pirenena, hoy ny kandida Jean Jacques Ratsietison.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Politique.Mpanao politika sakaizan’ny mpandresy Hisolelaka sy hitady seza indray

Maro no manao kajina seza taorian’ny fivoahan’ny valim-pifidianana ofisialy, ka nilazan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana fa i Andry Rajoelina no voafidy ho filoha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Politique.Ny Rado Rafalimanana « Aoka isika hanaja hatrany ny fihavanana »

Anisan’ireo nirary soa ny Filoham-pirenena vaovao ny kandidà Ny Rado Rafalimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Politique.Marc Ravalomanana Tsy maintsy mitraka isika

Niseho voalohany tamin’ny mpiara-dia sy nampivory ireo lohandohan’ny mpisorona tetsy amin’ny foiben-toeran’ny K25 Bel’Air i Marc Ravalomanana omaly alarobia, taorian’ny didin’ny HCC.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Politique.Marcel Ravohitra « Tsy ho marin-toerana ny fitondrana vaovao. »

Ny 48%-n’ny malagasy ihany, hoy ny mpanao politika, Marcel Ravohitra no nifidy. Ny atsasa-manilan’izay no nandany ny filoham-pirenena vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Politique.Filoham-pirenena vaovao Ireo dingana hotanterahina vao afaka miasa

Nitondra fanazavana mahakasika ny dingana tokony harahin’ny filoham-pirenena vaovao ny mpahay lalàna, Imbiky Herilaza. Voalohany, tsy maintsy hirosoana ny fianianana ampahibemaso amin’ny fomba manetriketrika.

Hamaky ny tohiny
FTT