• Sabotsy 12 Janoary 2019
Politique.Fanemorana ny fifidianana depiote Ahiana ho mifono politika maloto

Nambaran’i Andry Rajoelina tamin’izy nilaza tamin’ny fomba ofisialy amin’ny hilatsahan-kofidiana ho filoha ny 1 aogositra 2018 fa hofoanany ny antenimierandoholona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Politique.Vina IEM Fanatanterahana haingam-pandeha no tena ilaina

Mila miasa avy hatrany ary miasa haingana ny filoham-pirenena vaovao amin’ny fanatanterahana ireo velirano ao anatin’ny vina IEM, hoy ny dokotera Jean Louis Robinson.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Politique.Hanitra Razafimanantsoa “Aoka tsy hifamotehana ny hevitra tsy mitovy”

Nivoaka tao anatin’ny fahanginany ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa, taorian’ny didy navoakan’ny HCC momba ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Politique.Fananganana governemanta Ady sarotra ho an-dRajoelina

Nandritra ny propagandy tamin’ny fihodinana faharoa no nanambaran’i Andry Rajoelina fa efa vonona amin’ny ampahany betsaka ny anaran’ireo olona handrafitra ny governemantany,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Politique.Afaka ireo 7 nosamborina Miandry fitsarana ry Mbola Rajaonah, Rolly, Fidèle,…

Afaka noho ny fisalasalana ireo olona 6 tamin’ireo 7 nosamborina ny 5 janoary lasa teo noho ny tolona ho an’ny fahamarinana teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Politique.Marc Ravalomanana Ho eo anilan’ny Malagasy hatrany

Raha misy olona mendri-piderana amin’ny fahendrena nasehony angamba eto dia tsy misy tahaka an’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT