• Zoma 11 Janoary 2019
Politique.Hisisika ny 4x4 Hohadinoina ny T shirt nylon ?

Efa ireny hita ora vitsivitsy taorian’ny fanambaran’ny HCC ny 8 janoary ireny ny santatr’ireo tohivakam-panambaram-piarahabana ny filoham-pirenena Malagasy vaovao nataona antoko politika sy olom-panjakana ary fikambanana maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Politique.Ben’ny tanàna tsy nanohana an-dRajoelina Hosoloina PDS avokoa ?

Notohizan’ny fanjakana ny fampiatoana ny Ben’ny tanànan’i Befandriana Avaratra Johah Parfait Prezaraly. Ny 15 janoary 2019 no tokony ho tapitra ny fampiatoana iray volana amin’ny asa maha Ben’ny tanàna azy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Politique.Fifidianana solombavambahoaka “Tsy ho tratra ny 20 martsa”, hoy i Thierry Rakotonarivo

Ny 16 desambra lasa teo no nandroso volavolana tetiandrom-pifidianana tany amin`ny governemanta ny vaomiera misahana ny fikarakarana fifidianana (CENI) izay namaritra fa ny 20 martsa ho avy izao ny fanatanterahana fifidianana solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Politique.Fianianan`ny filoham-pirenena Haroso amin`ny 19 janoary ho avy izao

Fantatra izao fa ny 19 janoary ho avy izao no hanao fianianany ny filoham-pirenena vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Politique.Fanatanterahana ny Vina IEM Sarotra raha tsy hihaino ny mpandraharaha

Nanambara ny filoha mpitantana ny Madaomby, Tahiry Sambehafa fa tokony hisy fiantraikany mivantana amin’ny mpandraharaha sy ny mpiompy ny tetikasa ao anatin’ilay vina IEM napetraky ny filoham-pirenena vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Politique.Fiandraketana ny fifidianana ho avy Mbola azo antoka ve ny CENI sy ny HCC ?

Nanamora ny hosoka tamin’ny fifidianana ny Vaomieram-pirenena mikarakara ny fifidianana (CENI), ary nanadio izany no azo handikana ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), raha dinihina tamin’ny valim-pifidianana farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT