- Alarobia 09 Janoary 2019
Politique.Ekipan-dRavalomanana sy Rajoelina Samy nolazaina ho nitory tsy nisy porofo
Toy ny tamin’ny fihodinana voalohany ihany dia nolavina avokoa ny fitoriana mikasika ny tsy fahadiovan’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena fihodinana faharoa natao ny 19 desambra 2018 teo.
Hamaky ny tohiny
