• Sabotsy 12 Janoary 2019
Politique.Ntsay Christian Mbola tsara toerana ho praiminisitra…

Afaka herinandro katroka anio, izany hoe ny sabotsy 19 janoary no hanatanterahana ny lanonam-pitsarana lehibe ho fianianan’ny filoha vaovao Andry Nirina Rajoelina, ary ny harivan’io no hotanterahina ny famindram-pahefana eo aminy sy ny filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Politique.Fikambanana Olona Hasin’ny Tany Nankasitraka ny fihetsik’ireo kandida roa

Nifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona vaovao teny amin’ny Le Pavé Antaninarenina ny Fikambanana Olona Hasin’ny Tany (OHT) omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Politique.Vinan’i Andry Rajoelina Tokony hifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka, hoy ny ABA

Mitohivakana ny fanehoan-kevitra mikasika ny fahazoan’ny malagasy filoham-pirenena vaovao, Andry Rajoelina. Naneho ny heviny manoloana izany ny filohan’ny Antokom-Bahoaka malagasy (ABA), Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Politique.Fianianan-dRajoelina Tsy hisy fivavahana, tsy hisy baiboly

Amin'ny fomba repoblikanina no hanatontosana ny fianianana izay hatao ny 19 janoary ho avy izao. Tsy hisy baiboly na boky inona na boky inona fa dia hianiana eo fotsiny ny filoha vaovao, raha araka ny loharanom-baovao mivoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Politique.Fitantanan-draharaham-panjakana Ahiana hiverina ny gaboraraka

Tafiditra ao anatin’ny Repoblika fahefatra tapany faharoa isika amin‘izao fotoana. Raha ny tapany voalohany no hanaovana jery todika, vanim-potoana tena nanjakan’ny gaboraraka sy ny tsy fahaiza-mitantana nandritra ny dimy taona naharetan’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Politique.Boriborintany faha-5 Mpikamban’ny K25 kotrehina hogadraina

Olona miisa 7 no nosamborina teny amin’ny Boriboriborintany faha-5 omaly zoma 11 janoary vao maraina ary nalefa avy hatrany teny amin’ny fampanoavana.

Hamaky ny tohiny
FTT