- Alarobia 16 Janoary 2019
Politique.Vinan-dRajoelina Ireo manan-katao no tena hahazo tombony ?
Ny hamisavisana ny ratsy hiavian’ny soa, hoy ny fomba fiteny, ka enga tokoa anie tsy ho arakaraka ny ahiahin’ny olona ny hafitsoky ny fitondrana Rajoelina. Maro ireo velirano nambara fa hotanterahina, ary tsy misy ratsy ireny.
Hamaky ny tohiny
