• Alakamisy 17 Janoary 2019
Politique.Fananganana ny fanjakana Miady ho lohany ny samy MAPAR

Mafana ny adivarotra sy ny don-tandroka eny amin’ny Antenimieram-pirenena amin’ny fanendrena praiminisitra. Mbola i Ntsay Christian ve sa i Fienena Richard ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Janoary 2019
Politique.Gerard Ramamimampionona « Lasa tia mifanindry sy samy maka ho azy isika. »

Mbola maro ny asa miandry ny komitin’ny fampihavanana Malagasy ao anatin’ny 4 taona, hoy ny filoha lefitry ny CFM, Gerard Ramamimampionona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Janoary 2019
Politique.Politika, toekarena, sosialy Mikorontana izao tontolo izao

Notsipahan’ny parlemanta ilay fifanarahana momba ny fisintahan’i Grande Bretagne amin’ny vondrona eoropeanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Janoary 2019
Politique.Didier Ratsiraka Tsy mbola niarahaba an-dRajoelina hatreto

Totoafo ny fiarahabana sy firarian-tsoa ho an’i Andry Rajoelina taorian’ny nanambaran’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ny 8 janoary fa izy no voafidy ho filohan’ny Repoblika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Janoary 2019
Politique.Depiote Hermann Razafindravelo “Mila traikefa, ekipa matotra ny fitantanana firenena”

Samy miandry ny fanombohan`ny asan`ny filoham-pirenena vaovao ny rehetra izay hanomboka ny 18 janoary ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Janoary 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana eto Madagasikara Lava loatra ny lalam-bola

Miainga amin’ny fandraisana sy ny fampiharana ny andraikitry ny fanjakana ihany ny fahatanterahan’ny fitsinjaram-pahefana tena izy hoy ny mpahay lalàna momba ny fitantanam-bola, Fanahimanana Tiaray.

Hamaky ny tohiny
FTT