• Sabotsy 19 Janoary 2019
Politique.Rivo Rakotovao Miverina ho filohan’ny Antenimierandoholona

Nanatanteraka ny adidiny teto amin`ny firenena ny filoham-panjakana mpisolo toerana, Rivo Rakotovao, taorian`ny fifandimbiasam-pahefana teo amin`ny filoham-pirenena roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Janoary 2019
Politique.CENI Madagascar “Tokony hiroso amin`ny lisitra biometrika isika”

Niroso tamin`ny sehatra nifampidinihana voalohany amin'ity taona 2019 ity, ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) sy ireo mpisehatra amin'ny fifidianana toy ny fiarahamonim-pirenena, antoko politika, orinasan-gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Janoary 2019
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tena niesona sy voa mafy

Hotontosaina anio eny amin’ny Lapam-panjakana eny Iavoloha ny fifamindram-pahefana eo amin’ny filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha nambaran’ny HCC fa lany hitantana ny firenena ao anatin’ny 5 taona dia i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Janoary 2019
Politique.Antokom-Bahoaka Malagasy “Fanatsarana fiainana fa tsy fandanilaniam-poana no andrasana”

Tanterahana anio ny famindram-pahefana eo amin’ny filoha teo aloha sy ny filoha vaovao ary rahampitso faha 19 janoary no hatao eny Mahamasina no fotoana hanatanterahan’ny filoham-pirenena vaovao ny fianianany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Janoary 2019
Politique.Andry Rajoelina Mihena sahady ny taham-pankafizan’ny olona azy

Tsy vita akory ny fianianana sy fandraisan’Atoa Andry Nirina Rajoelina ny toerana maha filoham-pirenena voafidim-bahoaka araka ny voalazan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana, dia tsikaritra fa mihena ny taham-pankafizan’ny olona azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Janoary 2019
Politique.Fifidianana sy fiainam-pirenena Izay tompon’ny vola no mibaiko

Maro ny lalana nodiavn’ny firenena, raha tsy hitanisa afa tsy ny nanomboka ny 2009-2010.

Hamaky ny tohiny
FTT