- Talata 15 Janoary 2019
Politique.Ntsay Christian ho Praiminisitra Tsy levon’ny vavonin’ny MAPAR sasany…
Ny sabotsy takariva dia nihaona manokana i Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra Ntsay Christian, saingy tsy nisy nipika ny resaka. Mandeha ny fanangonan-tsonia amin’izao eny amin’ny antenimieram-pirenena amin’ny mbola hamerenana an’Atoa Ntsay Christian ho praiminisitra.
Hamaky ny tohiny
