• Alatsinainy 21 Janoary 2019
Politique.Ampasikely Amparafaravola Tsy namelan’ny Dr Robinson raha tsy tafidiny am-ponja i Tati Sah

Tsy levon’ny vavonin’ny Dr Robinson ny faharesen’ny kandida n° 13 nanoloana ny kandida n°25 tany amin’ny kaominina Ampasikely distrikan’Amparafaravola any Ambatondrazaka nandritra ny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Janoary 2019
Politique.Famindram-pahefana teny Iavoloha Nangatsiaka ny fandraisana

Fotoana lehibe eto amin`ny firenena ny fotoana nanaovan`ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina sy ny filoham-pirenena vaovao, Andry Nirina Rajoelina, ny fifamindram-pahefana notronin`ny filoham-panjakana, Rivo Rakotovao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Janoary 2019
Politique.Fanolorana lakile teny Iavoloha Fa inona marina no nitranga ?

Niandrandra ny fanolorana ny lakilen`ny repoblikan`i Madagasikara ny rehetra taorian`ny fifanaovan-tsonia an`ireo antontan-taratasy misahana ny raharaham-panjakana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Janoary 2019
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nirary ny soa sy ny tsara ho an`ny firenena

Taorian`ny fifandimbiasam-pahefana teny amin'ny lapam-panjakana Iavoloha omaly dia nitafa fohy tamin`ny mpanao gazety ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Janoary 2019
Politique.Marc Ravalomanana Ho lasa mpanelanelana iraisam-pirenena ?

Raha ny vaovao farany re miampy ny fanadihadian’ireo mpikirakira politika efa ho herinandro izao dia hanatrika ny fianianan’ny filoha vaovao Andry Rajoelina eny Mahamasina anio Atoa Marc Ravalomanana izay mpifaninana taminy nandritra ny fihodinana faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Janoary 2019
Politique.Nicolas Sarkozy Efa nahazo avara-patana teny an-dapa sahady

Nigadona omaly teto Madagasikara ny filoha Frantsay teo aloha Nicolas Sarkozy, izay nitondra an’i Frantsa (2007-2012) tamin’ireny fotoanan’ny fanonganam-panjakana teto Madagasikara ny taona 2009 ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT