- Alatsinainy 21 Janoary 2019
Politique.Fiara lafo vidin-dRajoelina Iza no nandoa ny vola ?
Niteraka resabe sy fanehoan-kevitra maro ny fiara tsara tarehy nitondra ny filoha vaovao Andry Rajoelina nandritra ny fianianana tetsy Mahamasina ny sabotsy 19 desambra lasa teo.
Hamaky ny tohiny