• Alarobia 23 Janoary 2019
Politique.Olona manana zom-pirenena roa Homena vahana ao anaty fanjakana

Mandeha ny fanendrena olom-panjakana ambony eto amin’ny firenena amin’izao izay nosantarina tamin’ny praiminisitra Ntsay Christian sy ny sekretera jeneralin’ny fiadidian’ny Repoblika Valery Ramonjavelo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2019
Politique.Fiatrehana fifidianana Mila fanabeazana ara-politika ny Malagasy

Zava-dehibe eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana ny fanabeazana ara politika mba ahafahana mamolavola tanora tompon’andraikitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Politique.Resaka « laïcité » Fototr’olana mety hanakorontana ny firenena

Hatramin’izao dia mbola miteraka resabe foana ny mikasika ny tsy fifangaroan’ny fivavahana sy fitantanan-draharaham-panjakana na ny « laïcité de l’Etat » , hoy ny CRN.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Politique.Vina IEM Tsy hilamina raha tsy vita ny fampihavanana, hoy ny CRN

Nisaotra ireo filoham-pirenena Malagasy teo aloha sy ny vadin’Itompokolahy Zafy Albert ny filohan’ny komitin’ny fampihavanam-pirenena na CRN, Tabera Randriamanantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Politique.Imbiky Herilaza “Manan-jo hivondrona ny mpitarika ho mpanohitra”

Nanomboka nandray ny asany amin`izay ny filoham-pirenena vaovao ary miandry ny fanovana izay heveriny fa mety ho an`ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Politique.Avarapianarana malagasy Manomboka manao pimaso an’i Andry Rajoelina

Nanao pimaso amin’ny filoham-pirenena vaovao Andry Rajoelina omaly ry zareo avarapianarana mivondrona eo anivon’ny fikambanana Mafami.

Hamaky ny tohiny
FTT