• Talata 22 Janoary 2019
Politique.Ntsay Christian Praiminisitra hanaramaso an-dRajoelina

Voatendry ho praiminisitra hitantana ny governemanta amin’izao fanjakana Rajoelina, filoha faharoan’ny Repobilika faha-4 izao ny praiminisitra teo aloha Ntsay Christian, taorian’ny filankevitry ny minisitra manokana natao teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha omaly takariva.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Politique.Fampanofinofisan-dRajoelina Dodona tsy mahandry 5 taona ny vahoaka

Manomboka ny fotoana hahafahan’ny filoha vaovao Andry Rajoelina manatanteraka ny fampanofinofisana nakana ny fom-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Politique.Governemanta vaovao Homena sehatra kokoa ny olon’ny 2009…

Voafaritra ao anatin’ny boky IEM fa miisa 21 na 22 eo miaraka amin’ny praiminisitra ireo mpikamban’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Politique.Jeopolitika frantsay Mametraka ny olony amin`ireo firenena zanatany fahiny

Taorian`ny fianianan`ny filoham-pirenena vaovao ny sabotsy lasa teo, dia nitafa fohy tamin`ny mpanao gazety ny iraky ny filoham-pirenena frantsay, Jean Baptiste Lemoyne, izay nilaza fa hampitombo ny tetibola ampiasain`ny firenena Malagasy amin`ny lafiny fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana tena izy Finiavana ara-politika no tsy misy

Tsy tokony ho olana ny fanatanterahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy saingy olana ny tsy fisian’ny finiavana ara-politika, hoy ny mpahay lalàna Dokotera Razaranaina Nome.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Janoary 2019
Politique.Andry Rajoelina Vita ny kabary, andrasana ny asa

Araka ny takian’ny Lalàmpanorenana amin’izay kandida nivoaka mpandresy tamin’ny fifidianana filoham-pirenena, niroso tamin`ny fianianana ampahibemason`ny filoham-pirenena vaovao, teo amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT