Politique

Famadihana palitao Hirongatra ato ho ato…


  • Alatsinainy 21 Janoary 2019

Mba hanao ahoana ny tontolo politika eto amintsika fa dia manao ny tsy fanao sahady ireo mpanao politika ? Vita iny ny fianianana, hametraka ireo olona hiara-kiasa aminy ny filoham-pirenena ary ireo tompon’andraikitra ao amin`ny fiadidiana ny repoblika no hosoloina voalohany.

 

 

Hosoloina amin`izany ny sekretera jeneralin`ny fiadidiana ny Repoblika, ny tale misahana  ny fiarovana ny filoha, ny tale misahana ny arofenitra ary ny tale kabinetra. Hiitatra any amin`ny minisitera samihafa ahitana ny toerana politika sy stratejika rehetra hahafahany manataneraka ireo programany. Fantatra aloha fa ny lehiben`ny faritra aloha izao no efa nivoaka fa hovana hatramin`ny anarany ka ho lasa governora rezionaly. Hirongatra, araka izany, ny fivadihana palitao eo amin`ny mpanao politika mba hahazo tombontsoa manokana. Amin`ny ankapobeny, tsy ilay filoham-pirenena  loatra no tena ratsy fa ny nataon`ireo manodidina azy no manaratsy endrika azy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT